Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : octobre 2018

Andriamanitra

Publié par FLM Le Mans le 23/10/201812/11/2018 dans FAMPIANARANA

  Ny fampianaran’i Martin Lotera ny amin’Andriamanitra Talohan’ny nahitan’i Lotera ny fahazavana tao amin’ny Soratra Masina dia Andriamanitra mahatahotra, sarotra hatonina, mampihorohoro ny amin’ny fahaverezana ao amin’ny helo sy ny afo fandiovana, izany no Andriamanitra fantany. Noho ny fahazavan’ny Filazantsara…

Ny Olombelona

Publié par FLM Le Mans le 23/10/201812/11/2018 dans FAMPIANARANA

Ny fampianaran’i Martin Lotera ny amin’ny olombelona Raha milaza ny amin’ny olombelona indray i Lotera dia soritany mazava tsara fa ny olombelona dia noharina araka ny endrik’Andriamanitra. Koa talohan’ny nidiran’ny fahotana dia tsara sy madio ary tsy nisy fahotanana izy….

Famonjena

Publié par FLM Le Mans le 23/10/201812/11/2018 dans FAMPIANARANA

NY FAMPIANARAN’I MARTIN LOTERA NY AMIN’NY FAMONJENA Asehon’i Lotera ho ivon’ny famonjena ny asam-pamonjena lehibe sady tokana nataon’i Jesosy Kristy teo amin’ny hazo fijaliana. Asan’Andriamanitra ivelan’ny olona izany fa natao ho an’ny olona kosa na « extra nos, pronobis »….

Ny Fiainana Mandrakizay

Publié par FLM Le Mans le 23/10/201812/11/2018 dans FAMPIANARANA

NY FAMPIANARAN’I MARTIN LOTERA NY AMIN’NY FIAINANA MANDRAKIZAY Zava-dehibe loatra amin’ny fampianaran’i Lotera ny amin’ny fiainana mandrakizay. Raha tsy misy hoy izy ny fiainana mandrakizay dia tsy misy antony tokony hitandrematsika ny didy voalohany. Fa inona moa no ilana an’Andriamanitra…

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fankalazana Noely 2020
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
octobre 2018
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
293031  
    Nov »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY