OHABOLANA 26:16-27 Mamarana ny andiany faharoa sady farany amin’ireo andiana ohabolana nataon’i Solomona ny boky eto. Ary tsikaritra fa ny lohahevitra nanombohany azy tany am-boalohany indrindra no indro raisiny indray eto am-pamaranana: “ ny anjara toerana sarobidy sy saro-padin’ny ray…