MATIO 23:29-39 Ny Fariseo sy ny Mpanoradalàna dia nantsoin’ny Tompo koa hoe bibilava (33), taranaky ny menarana, noho izy ireo mihatsaravelatsihy. Nambarany fa zanaky ny mpamono ny Mpaminany ary mpitora-bato izay irak’Andriamanitra. Izy ireo dia toa hita mikarakara ny fasan’ireo…