Fankalazana faha-herintaona

Ho ankalazaina ny Alahady faha 9 Desambra izao ny faha-herintaona ny nanokanana ny Fiangonana Loterana Malagasy eto Le Mans.

Noely 2018

Noely 16 Rue Barbier, Le Mans

Fankalazana ny Noely ny 23 Desambra ho avy izao manomboka amin'ny 16h tolakandro.